Home
Links
Contact
About us
Impressum
Site Map


YouTube Links
Spotify Links
App Download


WATERS OF LIFE
WoL AUDIO


عربي
Aymara
Azərbaycanca
Bahasa Indones.
বাংলা
Български
Cebuano
Deutsch
Ελληνικά
English
Español-AM
Español-ES
فارسی
Français
Fulfulde
Gjuha shqipe
Guarani
հայերեն
한국어
עברית
हिन्दी
Italiano
Қазақша
Кыргызча
Македонски
Malagasy
മലയാളം
日本語
O‘zbek
Plattdüütsch
Português
پن٘جابی
Quechua
Română
Русский
Schwyzerdütsch
Srpski/Српски
سِنڌِي‎
Slovenščina
Svenska
தமிழ்
Türkçe
Українська
اردو
中文

Home -- Malagasy -- listen to AUDIO

FORM: -- act in a PLAY -- listen to AUDIO

SEHO SEHATRA HENOINA -- henoy tsara, satria tia anao Jesoa!

Seho sehatra henoina mampientanentana ho an’ny ankizy

Tantara kely henoina: 010 -- 020 -- 030 -- 040 -- 050 -- 060 -- 070 -- 080 -- 090 -- 100 -- 110 -- 120 -- 130 -- 140 -- 150 -- 160 -- 170


001 -- Tia ny ankizy i Jesoa:
002 -- Midona mafy ny rivo-doza:
003 -- Sakafon-kisoa sa fety:
004 -- Mety manao zava-mahagaga ny vavaka:
005 -- Tia anao Andriamanitra:
006 -- 9 ka hatramin'ny 1:
007 -- Miaraka amin'ny mpandresy:
008 -- Horohoron-tany amin'ny mamantonalina:
009 -- Tonga izy ary hiverina indray izy:

010 -- Fifaninanana amin'ny Noely:
011 -- Teraka Jesoa:
012 -- Fifaliana izay misaraka amintsika mihitsy:
013 -- Fanomezana ho an'i Jesoa:
014 -- Tehamaina ho an'ny mpanjaka:
015 -- Ilay Baiboly tao anaty lafaoro:
016 -- Nanjavona tsy nahitàna marika 1:
017 -- Si mahery fo 2:
018 -- Sakafo maraina nalefa tamin'ny fiaramanidina 3:
019 -- Iza no tena Andriamanitra marina 4:

020 -- Eo amin'ny ankihikely 5:
021 -- Manomboka tsikelikely ny fahotàna 6:
022 -- Kalesy afo lasa any paradise 7:
023 -- Mandray dingana vaovao i Petera 8:
024 -- Tena tsara:
025 -- Ilay tantara mampalahelo indrindra:
026 -- Nisy namana iray namadika an'i Jesoa:
027 -- Maty teo amin'ny hazo fijaliana Jesoa:
028 -- Ilay paska voalohany:
029 -- Ao ambadikin'ny vavahady mikatona:

030 -- Fihaonana Tamin'i Jesoa:
031 -- Fanairana tao amin'ny toeram-piompiana sy fambolena:
032 -- Mamaly vavaka ny tsirairay ve Jesoa:
033 -- Faraveloma avy any an-tendrombohitra:
034 -- Ilay fanontaniana lehibe indrindra:
035 -- Fotoana hihaonana any Jerosalema:
036 -- Mamantatra ny fitiavana:
037 -- Mitsambikim-pifaliana amin'ny 3 ora tolakandro:
038 -- Indray alina tao am-ponja:
039 -- Fitoraham-bato sy fanosorana:

040 -- Ilay sambokely:
041 -- Ilay mpitarika sy i Jesoa:
042 -- TiFam, zanaka mpamosavy 1:
043 -- Vaovao mahafaly 2:
044 -- Ilay mpamosavy tao anaty fahatezerana 3:
045 -- Ny loza 4:
046 -- Ahoana no hahatongavana ho zanak'Andriamanitra 5:
047 -- Ny mpandoro 6:
048 -- Lehilahy kely - mpisoloky be:
049 -- Ilay mpiandry ondry tsara:

050 -- Tandremo, mety hisy riaka be:
051 -- Fanomezana anakiroa:
052 -- Tsy nisy famantaran-toerana aty Hawai:
053 -- Ny faniriana dia misy vokany mahatsiravina 1:
054 -- Misy iray mitomany, ny sasany mitsiky 2:
055 -- Any am-ponja ny tsy manan-tsiny 3:
056 -- Andriamanitra tsy manadino na iza na iza 4:
057 -- Fandraisana takalon'aina tany Egypta 5:
058 -- Mamerina ny zavatra rehetra amin'ny laoniny Andriamanitra 6:
059 -- Ranomaso tamin'ny andro noely 1:

060 -- Noely - Tena hafa mihitsy 2:
061 -- Ilay kintana vaovao 1:
062 -- Tonga amin'ny tanjona ihany 2:
063 -- Ilay zavatra hitan'i Sammy:
064 -- Ny fandosirana:
065 -- Tsy hita popoka nandritra ny telo andro:
066 -- Tonga ihany izy tamin'ny farany:
067 -- Ireo porofon'i Jesoa:
068 -- Ny fifanatrehana 1:
069 -- Ny fifanatrehana 2:

070 -- Mety mihitsy izany:
071 -- Torohevitra iray_apetraho ny adin-tsainao:
072 -- Fahatsapana teny ambony ranomasina:
073 -- Zava-nitranga tao an-dakilasy 1:
074 -- Voadaroka ny tsy manan-tsiny iray 2:
075 -- Kambana miraharavy miavaka:
076 -- Lainga telo tao anatin'ny alina iray:
077 -- Foana ny fasana:
078 -- Mandray fanapahan-kevitra i Lou Ling:
079 -- Tsy hita peispesenina:

080 -- Ilay faktiora ho an'i mama:
081 -- Lehilahy iray natsipy ivelan'ny sambo 1:
082 -- Ilay sambo mpisitrika miavaka 2:
083 -- Ilay fitsapana ho an'i Daniela 1:
084 -- Ilay nofy feno mistery 2:
085 -- Ilay lafaoro afo mivaivay 3:
086 -- Vavaka voarara 4:
087 -- Tsy te hiaina intsony aho:
088 -- Ilay fanontaniana lehibe indrindra tao anaty fifaninanana:
089 -- Ringo sy ny fihazakazahan'ny omby 1:

090 -- Ilay mpampianatra tezitra 2:
091 -- Iza no mpangalatra 3:
092 -- Ilay Tigra mihinana olona 4:
093 -- Ny fampanantenan'i Kourkou 5:
094 -- Feon'ny fieritreretana ratsy 6:
095 -- Tsy afaka mahita azy aho:
096 -- Nisaraka ny ray aman-dreniko:
097 -- Iza no tsy nihaino 1:
098 -- Famaizana sy teny fampanantenana 2:
099 -- Fifaninana Safari:

100 -- Miaraha aminay:
101 -- Tsara fiafenana 1:
102 -- Teny amin'ny ankalamanjana 2:
103 -- Ny feon'ny tsy hita maso 3:
104 -- Mafy loha i Farao 4:
105 -- Ilay marika teo amin'ny varavarana 5:
106 -- Tapitra ny laharahana 6:
107 -- Fialan-tsiny tsy mitombina:
108 -- Ny Baibolin'i Bela:
109 -- Iza no mpangalatra:

110 -- Efa mpanjaka tamin'ny faha-valotaonany:
111 -- Rehefa fampanatenana dia fampanatenana:
112 -- Ny fitaratry ny fahamarinana:
113 -- Mahay ny zavatra rehetra ve ny Andriamanitrao:
114 -- Nisy anjely iray tonga:
115 -- Ilay fanomezana tsara indrindra tamin'ny Noely:
116 -- Ilay hazo noely miavaka nataon'i Bill:
117 -- Ilay fahatsiarovana mampalahelo mikasika ny Noely 1:
118 -- Loza tamin'ny kalesy 2:
119 -- Nianjera i Dani 3:

120 -- Ilay vahiny vao tonga 4:
121 -- Ireo marika tao amin'ny ranomandry 5:
122 -- Miatrika loza ny fiainan'i Petera:
123 -- Ny mpandositra:
124 -- Ny mpanolontsaina tsara indrindra 1:
125 -- Tsipika mahafaty 2:
126 -- Tena akaiky nefa tena lavitra:
127 -- Tara loatra:
128 -- Tsy hangetaheta intsony:
129 -- Shabola avy any Afrika atsimo:

130 -- Andriamanitra dia fitiavana:
131 -- Ny fanamelohana ho faty an'ilay zanak'Andriamanitra:
132 -- Ireo trondro sy ireo fanontaniana tamin'ny sakafo maraina:
133 -- Sekolin'ny fiainana 1:
134 -- Mijanona 2:
135 -- Ny lamandy 3:
136 -- Famonjena voalohany 4:
137 -- Ny famatarana lalana 5:
138 -- Ilay loza mahatsiravina 1:
139 -- Ny fanasan'ny mpanjaka 2:

140 -- Ilay asa nofinofisina 1:
141 -- Fifohazana amin'ny 5 ora 2:
142 -- Hoavy voaheloka 3:
143 -- Tahaka ny sinoa 4:
144 -- Matim-pitiavana tanteraka 5:
145 -- Raha nanana fiainana 1000 aho 6:
146 -- Vato fahatsiarovana 1:
147 -- Tsy misy tsy hain'Andriamanitra 2:
148 -- Ilay fitsapana sarotra indrindra 3:
149 -- Tena sarotra ho an'ny Inam 1:

150 -- Tena be herimpo 2:
151 -- Lohan'ampondra tsy voavidy 1:
152 -- Aveo handeha 2:
153 -- Misy ve ny devoly 1:
154 -- Mpandresy Jesoa 2:
155 -- Aza kitihana 3:
156 -- Estera - kitan'ny atsinana 1:
157 -- Manao vy very ny ainy i Estera 2:
158 -- Nandray valisoa i Mordekay 3:
159 -- Tra-tehaka tamin'ny fandrika nataony ihany 4:

160 -- Nahoana no navelan'i Jesoa hitranga izao 1:
161 -- Mbola afaka ho velona ve izy 2:
162 -- Mpitsikilo mitady mpiara miasa:
163 -- Zava-miafina tao amin'ny ala dia 1:
164 -- Ilay ondry very 2:
165 -- Misy mampiasa ilay toerana miafina 3:
166 -- Tokony ho faty ve i Terry 4:
167 -- Hevitra tsara tamin'i Nenitoa Margaret 5:
168 -- Milamina tsara ny momba an'i Terry 6:
169 -- Halloween - tsy misy ahy 1:

170 -- Halloween - tsy misy ahy 2:

www.WoL-Children.net

Page last modified on January 21, 2026, at 09:08 PM | powered by PmWiki (pmwiki-2.3.3)