STORIES for CHILDREN by Sister Farida(www.wol-children.net) |
|
Home عربي |
Home -- Malagasy -- Perform a PLAY -- 095 (I can't see Him) This page in: -- Albanian -- Arabic? -- Armenian -- Aymara -- Azeri -- Bengali -- Bulgarian -- Cebuano -- Chinese -- English -- Farsi -- French -- Fulfulde -- German -- Greek -- Guarani -- Hebrew -- Hindi -- Indonesian -- Italian -- Japanese -- Kazakh -- Korean -- Kyrgyz -- Macedonian -- MALAGASY -- Malayalam? -- Platt (Low German) -- Portuguese -- Punjabi -- Quechua -- Romanian -- Russian -- Serbian -- Sindhi -- Slovene -- Spanish-AM -- Spanish-ES -- Swedish -- Swiss German? -- Tamil -- Turkish -- Ukrainian -- Urdu -- Uzbek
LALAO – tanteraho miaraka amin’ny ankizy hafa!
Tantara kely holalaovina an-tsehatra
95. Tsy afaka mahita azy ahoTsara, nandray taratasy avy any amin'i Anke aho. Manontany tena aho hoe inona re izao no nosoratany ao… (feon'ny fanokafana taratasy) Anke: "Miarahaba! Tena tiako be ny tantara. Afaka sady mihaino mozika sy hira hatrany aho! 10 taona aho ary tiako ireo tantara mampientam-po ao anaty Baiboly, Tena faly èry aho fa tia ahy Andriamanitra! Ny fivavahana nolohahevitra tiako indrindra. Veloma, avy amin'ilay Anke mahatoky." Tena mahafaly ahy ny manatanteraka ny fanirian'i Anke! Indro ilay hira "Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy!" Hianatra haingana ny fiverenana ianao, tena azoko antoka, ary afaka hihira ianao raha tiana izany. (mozika manarona) Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Tsy hitako izy, tsy henoko izy kanefa eto izy! Mifalia ianao, manatrika Andriamanitra. Indrindra miaraka aminao. Hoy Jesoa: Tokony ho fantatrareo izany, Indro Aho, miaraka aminareo isan'andro vaky mandra-pahatongan'ny fiafaran'izao tontolo izao. (Matio 28. 20) Mpandray anjara: Mpitantara, Anke © Zon'ny mpamorona: CEF Alemaina |